Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : fohazy | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Raha razana tsy hitahy, fohazy hihady vomanga. [2.165 #64, 2.415 #103, 2.558 #3648, 1.1] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Nino fatratra ny fitahian' ny razana ny Ntaolo ka nesoiny ireo noheveriny fa tsy miraharaha ny hitahy ny taranany velona. [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | Si les ancêtres ne veillent pas vous protéger, réveillez-les pour arracher des patates. [2.415 #103]
Si les ancêtres ne veulent pas vous bénir, réveillez-les pour arracher des patates. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||