|
|
|
|

Index

Proverbs : mandrenesa

Proverb 1Boka manonton-tsoka ka mandrenesa ry izy ato anatiny ato. [2.558 #913]
Boka manonton-tsoka : " mandrenesa, ry izy ato anatiny" . [2.415 #1958, 2.653 #783]
French translationLépreux qui veut tirer de la moelle d' un os : entendez, dit-il, vous qui êtes ici dedans. [2.415 #1958]
French interpretationSe disait des difficultés. [2.415 #1958]

Proverb 2Tsimondrimondry atao ody boka : mandrenesa ry samy mondry. [2.558 #4434, 2.653]
Tsimondrimondry atao ody boka: mandrenesa, ry samy ratsy. [2.653]
Tsimondrimondry natao ody boka, ka tafahoan-tsamy ratsy. [2.558 #4435]
Tsimondrimondry natao ody boka : mandrenesa, ry samy mondry. [2.415 #6529]
Tsimondrimondry natao ody boka : mandrenesa, ry samy ratsy. [2.415 #6529]
Tsimondrimondry natao ody boka: tafahaon-tsamy ratsy. [2.415 #6529, 2.653 #3306]
French translationPlante tsimondrimondry qui a servi de remède au lépreux : entendez-vous, vous qui êtes vilains et rongés. [2.415 #6529]
French interpretationSe disait d' un remède aussi mauvais que le mal, ou d' un conseiller ne valant pas mieux que celui auquel il donne des conseils. La plante tsimondrimondry doit son nom à ce quelle ressemble à une main de lépreux. [2.415 #6529]

Index