|
|
|
|

Index

Proverbs : midima

Proverb 1Sady tsy ho an-dakana tsy ho an-jahitra : tsy hoandry tsy anila rano. [1.147 #S7]
Sady tsy ho an-dakan-tsy ho an-jahitra, tsy handry tsy añila-rano. [2.165]
Tsy hidima ; tsy hive : tsy hoandry tsy anila-rano. [1.147 #T167]
Malagasy interpretationSady tsy ho an-dakana no tsy ho an-jahatra, nefa tsy handry raha tsy eny am-pita. [2.165]

Index