Entry | 1 zahatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] vatan-kazo na volotsangana lehibe maromaro akambana ka atao solon-dakana fitana rano: Nita tamin'ny zahatra ny mpianatra ka horakoraka moa izao! |
Explanations in English |
4 [1.7] a raft |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.8] radeau |
Examples |
6 Koa dia ny tafontrano no niendahany natao zahatra. [2.508] 7 Tapatapa-karefo momba zahatra tapatapa-jozoro momba lakana sarony aho fa kely angalaro fitia aho fa an'olona [2.131] 8 Foana ny fiainana tsy misy azy, ary toy ny zahatra avalan' ny rano ny olombelona tsy voizin' izany fitiavana izany. [2.529] |
Vocabulary |
9 Navigation |
Other spellings | 10 zahitra |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word zahatra |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |