Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : mitsambiki-mikimpy | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Aza manao an' Andriamanitra tsy misy ka mitsambiki-mikimpy. [2.558 #491]
Manao an' Andriamanitra fa tsy hisy, ka mitsambiki-mikimpy. [2.415 #33] Manao an' Andriamanitra tsy hisy, ka mitsambiki-mikimpy. [2.165 #14] Manao an' Andriamanitra tsy misy ka mitsambiki-mikimpy. [2.558 #1984] Manao Andriamanitra tsy hisy, ka mitsambiki-mikimpy. [2.415 #33, 2.974 #54, 2.653] Tsy mety raha manao an' Andriamanitra tsy misy, ka | ||||||||||||||||||||
French translation | Croire que Dieu n' y sera pas et sauter en fermant les yeux. [2.415 #33]
Faire abstraction de Dieu, et sauter les yeux fermés. [2.974 #54] Nier l' existence de Dieu, c' est sauter les yeux fermés. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | C. à. d. dans l' inconnu. [2.165]
Ce proverbe se disait de ceux qui ne craignent Dieu. [2.415 #33] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||