Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : Rabemalo | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Mitery omby tsy mirohy ohatra an-dRabemalo : ho fatin' ny daka no farany. [2.653, 2.415]
Mitery omby tsy mirohy ohatra an-dRabemalo, ka ho fatin' ny daka no farany. [2.165] Mitery omby tsy mirohy toa an-dRabemalo, ka ho fatin' ny daka ihany no farany. [2.558 #2455] | ||||||||||||||||||||
French translation | Si vous allez traire une vache qui n' est pas attachée, comme Rabemalo (le timide), vous finirez par être tué d' un coup de pied. [2.165]
Traire une vache sans l' attacher, comme Rahemalo : on finira par être assommé de ses ruades. [2.415 #6311] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Qui aime le danger y périra. [2.415 #6311] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||