Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : vonimbero | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Tsintsina mitondra vonimbero, ka ny eran' ny vava no nentina. [2.558 #286]
Tsintsindahy mitondra vonimbero ka izay eran' ny vava no entina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Enti-milaza olona manao fanomezana, araka ny fananany na izay mety ho vitany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||