|
|
|
|

Entry (1/7)1  baka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  voninahitra [Tambahoaka, Taisaka, Tanala] [1.78]
4  hasina [Taisaka] [1.78]
5  haja [Tanala] [1.78]
6  voninahitra [1.1, 1.62]
7  boròka, zo aman-kaja, laza tsara ananan' ny olona tsirairay [1.62]
Explanations in English  8  honour, fame, respect, reputation. It is only used with afaka and ala [Heb. Berakah, blessing; Swa. Baraka, blessing; barakoa is the mask used by Mahommeddan women.] [1.2]
Explanations in French  9  honneur, réputation [1.3]
10  honneur [Taisaka] [1.82]
Examples  11  Tsy manaiky aho fa ny barakako mihitsy no nalanao tamin' ny nitenenanao ahy teo imason' ny olona rehetra teo [1.1]
Compound words 

Entry (2/7)14  baka
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  voaly manarona ny hatreo ambany maso no midina amin' ny tarehin' ny vehivavy silamo [1.62]

Entry (3/7)17  baraka
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19  elabakàka manampina ny lalanjaza amin'ny tovovavy mbola tsy nanao firaisana [1.13]
Explanations in French  20  hymen [1.13]
Vocabulary  21  Biology
Synonyms  22  sarom-pivaviana
Compound words 

Entry (4/7)25  baraka
Part of speech  26  noun
Explanations in Malagasy  27  henatra [Betsimisaraka, Sihanaka] [1.78]
Derivatives 
28  Passive verbs :

Entry (5/7)29  baraka
Part of speech  30  adverb
Explanations in Malagasy  31  hatramin' [Betsimisaraka] [1.78]
Tables and plates  32  All the adverbs

Entry (6/7)33  Baraka
Part of speech  34  name (biblical)
Explanations in English  35  Barak [2.996]
Explanations in French  36  Baraq [2.996]
Examples  37  Ary nantsoin'i baraka ho any Kadesy ny Zebolona sy ny Naftaly; [2.996]
Vocabulary  38  Holy Scriptures
Biblical quotes  39  Chapters and verses mentioning Baraka
Tables and plates  40  Full list
Article  41  Randzavola: Baraka ao amin' ny Baiboly

Entry (7/7)42  Barakà
Part of speech  43  name (biblical)
Explanations in English  44  Berachah [2.996]
Explanations in French  45  Beraka [2.996]
Vocabulary  46  Holy Scriptures
Biblical quotes  47  Chapters and verses mentioning Barakà
Tables and plates  48  Full list

Anagrams  49  Bakara, baraka, baràka, karaba, rabaka, Bakara, baraka, baràka, karaba, rabaka

Updated on 2024/09/10