Entry (1/8) | 1 bara |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy fananana na tsy fisiana, mandalo ihany fa tsy maharitra: Baram-bola aho androany [1.1] |
Explanations in French |
4 ruiné, paumé [1.5] |
Compound words |
|
Entry (2/8) | 6 bara |
Part of speech | 7 Unspecified |
Explanations in Malagasy |
8 mino [Betsimisaraka]
[1.78] |
Entry (3/8) | 9 bara |
Part of speech | 10 adjective |
Explanations in Malagasy |
11 Enti-milaza feo misamonina na farimparina tsy mazava loatra eo am-pitenenana. [1.1] |
Explanations in French |
12 se dit de la voix sourde et de l'intelligence 13 se dit du caméléon vaincu et encore furieux [1.3] |
Synonyms | 14 barabara |
Compound words |
|
Entry (4/8) | 17 bara |
Part of speech | 18 Unspecified |
Explanations in Malagasy |
19 ho azy [Bara]
[1.78] |
Entry (5/8) | 20 bara |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in French |
22 barre qui sépare les mesures en musique [1.3] |
Entry (6/8) | 23 bara |
Part of speech | 24 noun |
Explanations in French |
25 traverse, pièce mise en travers [1.3] |
Derivatives |
|
Entry (7/8) | 31 bara |
Part of speech | 32 noun |
Explanations in French |
33 Action de couper au couteau ou de faucher l'herbe ; au passé binara (équivalent merina : fijinjana ahitra). [Sakalava]
[1.196] |
Vocabulary |
34 Botany |
Entry (8/8) | 35 Bara |
Part of speech | 36 name (ethnonym) |
Explanations in Malagasy |
37 Anaram-poko lehibebe monina amin' ny tany voafaritry ny renirano Zomandao, avaratra, izay mampisaraka azy amin' ny Betsileo; ny ala onenan' ny Tanala, atsinanana; ny ony Onilahy, atsimo andrefana, izay mampisaraka azy amin' ny Antandroy sy ny Mahafaly, ary ny havoana marin-tampon' Analavelona, andrefana sy avaratra andrefana; tanàn-dehibe: Ihosy, Betroka [1.1] |
Explanations in English |
38 a tribe of people and division of the country in South-central Madagascar [1.2] |
Explanations in French |
39 population du centre sud de Madagascar (villes principales: Ivohibe, Betroka, Ranohira, Ankazoabo) [1.5] |
Vocabulary |
40 History: clans, tribes |
Compound words |
|
Titles |
43 Croyances et santé chez les Bara (Ramarlah Dominique) 44 Moeurs et Coutumes des Bara (Michel Louis) 45 Notes sur le Pays des Bara-Imamono (Le Barbier) 46 Ny amin' ny finoan' ny Bara (Ramarlah Antoine Marie) 47 Récits Bara (Faublée Jacques) |
Tables and plates |
48 Dialectal words |
Anagrams | 49 Bara, bara, raba |
Updated on 2023/10/29 |