Entry (1/7) | 1 karàna |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Kinga, fetsy ratsy, fatsaka. [1.1] |
Explanations in French |
4 habile, rusé, roué [1.3#313] |
Compound words |
|
Entry (2/7) | 7 karana |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 (fihasimban' ny hoe harana). 10 Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [1.1] |
Vocabulary |
11 Biology |
Synonyms | 12 rikarikan-taolana |
Compound words |
|
Entry (3/7) | 14 karana |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in French |
16 armature, canevas [1.13] |
Compound words |
|
Entry (4/7) | 23 karaña |
Part of speech | 24 noun |
Explanations in French |
25 brisants. (rìva). [Tankarana]
[1.19] |
Vocabulary |
26 Geography: (in general) 27 Navigation |
Entry (5/7) | 28 karàna |
Part of speech | 29 adjective |
Explanations in Malagasy |
30 Momba an' i India, an' i India na avy any India: Hafahafa ny fomba karana raha misakafo [1.1] |
Entry (6/7) | 31 Karàna |
Part of speech | 32 name (anthroponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
33 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Indes (Azia atsimo): Anisan' ny mahantra eran-tany ny Karana na Hindou noho ny habetsahany, nefa misy manana tapitr' ohatra koa [1.1] |
Explanations in English |
34 an East Indian or Pakistanese [1.7] |
Explanations in French |
35 Indien ou Pakistanais [1.8] 36 Indien, Hindou [1.13] |
Vocabulary |
37 History |
Entry (7/7) | 38 Karàna |
Part of speech | 39 name (biblical) [Full list] |
Explanations in English |
40 Cheran [2.996] |
Explanations in French |
41 Kerân [2.996] |
Vocabulary |
42 Holy Scriptures |
Synonyms | 43 kerana |
Biblical quotes | 44 Chapters and verses mentioning Karàna |
Anagrams | 45 karaña, karàna, karana, Karàna |
Updated on 2024/11/22 |