|
|
|
|

Entry (1/2)1  kosa
Part of speech  2  conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  3  Teny kely entina: 1) Manavaka: Ny androngo mandeha tongotra efatra, ny bibilava kosa mikisaka. 2) Milaza hoe: "etsy an-daniny": Ny ato mpianatra sary, ny atsy kosa mpianatra mozika. 3) Mampifanohitra zavatra na asa roa: Ny fahavalo mitady hanimba anao, fa ny sakaiza kosa mitady hanasoa (tsy fiteny ny hoe: fa kosa ny sakaiza...) [1.1]
Explanations in English  4  on the other hand; in turn [1.7]
Explanations in French  5  et d'autre part, au contraire [1.8]
Examples  6  Inona kosa no renay? [2.270#]
7  Izaho kosa manakobana. [2.117#]
8  Diso kosa izany, Rasaha. [1.335#]

Entry (2/2)9  Kosa
Part of speech  10  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  11  Cush [2.996]
Explanations in French  12  Kush [2.996]
Examples  13  Hira firehetan' i Davida nohirainy tamin' ny Tompo, noho ny tenin'i kosa Benjaminita [2.996]
Vocabulary  14  Holy Scriptures
Other spellings  15  kosy
Biblical quotes  16  Chapters and verses mentioning Kosa

Anagrams  17  asok, kaso, kosa, sako, soka-, soka

Updated on 2022/05/02