Entry | 1 Merina |
Part of speech | 2 name (ethnonym) |
Explanations in Malagasy |
3 Foko lehibe monina afovoan' ny Nosy, izany hoe amin' ny tampon-kavoana voafaritry ny tanin' ny Vonizongo, avaratra, ny tendrombohitr' Ankaratra, atsimo, ny reniranon' i Sakay, andrefana, ny tandavan-tendrombohitr' Angavo, atsinanana 4 Tanan-dehibe: Antananarivo, Antsirabe, Miarinarivo, Soavinandriana, Ambatolampy, Arivonimamo, Manjakandriana. Samy manana ny anarana iantsoany ny Merina ny foko samihafa any anindrana: Amboalambo, hoy ny Sakalava; Ambaniandro na Merinalavasofina, hoy ny Betsileo; Antaimerina, hoy ny foko sasantsasany, ary Hova, hoy ny Betsimisaraka [1.1] |
Explanations in French |
5 nom d'une population du centre de Madagascar (ville principale: Antananarivo) [1.5] |
Vocabulary |
6 History: clans, tribes |
Analogs | 7 ambaniandro, hova, tankova |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Titles |
11 Essai de Dictionnaire Betsileo-Merina-Français (Dubois Henri) 12 Les Hain-Teny Merinas : Poésies populaires malgaches (Paulhan Jean) 13 Vocabulaire Sakalava-Merina-Français (Dandouau André) 14 Zaikabe -- Sarasara tsy ambaka : Rakitry ny Zaikabe merina, 1997-1999 (Ratefy) |
Tables and plates |
15 Dialectal words |
Anagrams | 16 arenim, Manery, manery, mareñy, marine, menari, Merina, mirena, namery, neraim, nieram |
Updated on 2023/10/19 |