|
|
|
|

Entry1  aboraka
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Aseho, lazaina hatramin' ny antsipiriany: Naborany tamiko ny tao ampony
Explanations in French  4  [1.3] qu'on délie, qu'on défait, qu'on déballe, qu'on manifeste
Examples  5  [2.499] naborany tao ny fitiavany sy ny faniriany azy ho kintan' ny tokantranony.
6  [2.499] Ka dia aborako aminao izay zavatra rehetra karohiko, sady ny aina koa tsy mifametra, ka sao dia maty mangina irery atý aho, ka ho very tadidy izay rehetra namonoako tena!
Root  7  boraka
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Synonyms  12  borahina

Anagrams  13  abarako, aboraka, arabako

Updated on 2025/01/21