|
|
|
|

Entry (1/3)1  adika (dika)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Alaina tahaka: Adikao ireo soratra hitanareo amin' ny solaitrabe ireo [1.1]
4  Avadika amin' ny fiteny hafa: Nadikan-dRabe tamin' ilay vazaha ny tenin' i dada [1.1]
5  Ampandalovina eo ambony: Aza fady fa adikako anao ity lovia ity [1.1]
6  Lazaina, taterina: Ka angaha tsy loza fa nadikany tamin' ny mpampiasa ilay teninao teto omaly iny [1.1]
7  Heverina: Nadikany ho tsy fitiavana azy ny fanakianana ny nataony [1.1]
Explanations in English  8  Used of that which is used to overstep something else, or translated from one language into another [1.2]
9  To be copied; to be translated [1.7]
Explanations in French  10  Qu'on copie ; qu'on traduit [1.3, 1.8]
11  Qu'on fait passer par dessus [1.3]
12  Qu'on interprète, qu'on transcrit [1.3]
Examples  13  Telo na efatra ny teny hebreo nadika toy izany [1.38]
14  Azo adika ho finiavan' ny mpitondra hametraka fitondrana tsy refesi-mandidy ve izany? [4.27]
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
18  Imperative :
Titles 

Entry (2/3)20  adika
Part of speech  21  passive verb
Explanations in Malagasy  22  manetsa [1.78]

Entry (3/3)23  adika
Part of speech  24  passive verb
Explanations in Malagasy  25  manadino [1.78]

Anagrams  26  adika, akida, daika, diaka

Updated on 2023/07/24