Entry (1/3) | 1 adika |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Alaina tahaka: Adikao ireo soratra hitanareo amin' ny solaitrabe ireo Avadika amin' ny fiteny hafa: Nadikan-dRabe tamin' ilay vazaha ny tenin' i dada Ampandalovina eo ambony: Aza fady fa adikako anao ity lovia ity Lazaina, taterina: Ka angaha tsy loza fa nadikany tamin' ny mpampiasa ilay teninao teto omaly iny Heverina: Nadikany ho tsy fitiavana azy ny fanakianana ny nataony |
Explanations in English |
4 [1.2] used of that which is used to overstep something else, or translated from one language into another 5 [1.7] to be copied; to be translated |
Explanations in French |
6 [1.3, 1.8] qu'on copie ; qu'on traduit 7 [1.3] qu'on fait passer par dessus 8 [1.3] qu'on interprète, qu'on transcrit |
Examples |
9 [1.38] Telo na efatra ny teny hebreo nadika toy izany 10 [4.27] Azo adika ho finiavan' ny mpitondra hametraka fitondrana tsy refesi-mandidy ve izany? |
Root | 11 dika |
Morphology |
|
Titles |
Entry (2/3) | 17 adika |
Part of speech | 18 passive verb |
Explanations in Malagasy |
19 [1.78] [Taifasy]
manetsa |
Entry (3/3) | 20 adika |
Part of speech | 21 passive verb |
Explanations in Malagasy |
22 [1.78] [Betsileo]
manadino |
Anagrams | 23 adika, akady, akida, daikà, daika, diaka |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |