Entry | 1 adonaka |
Root | 2 donaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-mandonaka, manempotra amin' ny setroka: Afom-bozaka roa entana no nadonany anay tao anefitra ka sempotra daholo izahay rehetra [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 9 adonaka, andakao, dakanao, nadakao |
Updated on 2020/07/31 |