Entry |
adrisa
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Anarana ilazana ny vavy amin' ny karazam-balala iray, izay atao hoe aketa ny lahy; ny adrisa dia vaventiventy mahafinaritra ary misoratra vony sy mainty ny tenany [1.1]
|
Explanations in English | A species of locust, the female of the aketa.
[1.2]
|
Explanations in French | Sauterelle, la femelle de l' aketa
[1.3]
|
| Espèce de sauterelle femelle, dont le mâle est l' aketa
[3.1]
|
Examples |
1 | ataonao ho adrisa saraky ny namany
[2.131]
|
2 | Ho azony tokoa mantsy ilay akanjo tsara soratra nifantohan' ny fitiavany, sy ilay elo mangiran-taho novelariny, moa va tsy elatr' adrisa, - sy ilay habatanana maorimaorina antonina tsara ny sandriny.
[2.470]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Hypernym |
|
Co-hyponyms |
|
Proverbs |
|