|
|
|
|

Entry1  tsimbotry
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Anarana omena ny valala adrisa mbola kely ka tsy tonga elatra fa mandady sy mitsipitsipika fotsiny amin' ny tany
Explanations in English  4  [3.1] the adrisa grasshopper before it has its wings
Explanations in French  5  [3.1] la sauterelle adrisa quand elle n'a pas encore ses ailes
Examples  6  Tsy tsimbotry aman'adrisa
ka ho samborin'izay manan-tanana rehetra
fa valala avy lavitra ny havanao
ka mifidy taon-kihaviana
[2.131]
Vocabulary  7  Zoology: invertebrates
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Proverbs  31  Proverbs containing the word tsimbotry

Updated on 2024/12/08