Entry | 1 afa-drofy |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] afaka aretina (teny firariana atao ny zaza mievina mba tsy hahavoan' ny aretina azy, toy ny hoe: velona, tsy tian-drofy) |
Explanations in English |
4 [1.2] Free from disease. |
Elementary words | 5 afaka, rofy |
Synonyms | 6 tsy tian-drofy |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word afa-drofy |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |