Entry | 1 afakampitso |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in English |
3 [1.2] The day after to-morrow. |
Examples |
4 [2.471] Ny afakampitso dia namonjy ny nahatongavan' ny sambo tao Toamasina aho. 5 [2.470] Mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny. 6 [2.472] Ny afakampitson' ny nahatongavana, navoaka indray ireo sisa tsy maty ary nalahatra nijoro amoron' ny hadilalana iray vao nohadina. |
Vocabulary |
7 Time |
Elementary words | 8 afaka, ampitso |
Morphology |
|
Anagrams | 10 afakampitso, fampitsoaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |