|
|
|
|

Entry1  ampitso
Part of speech  2  noun or adverb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny andro manaraka ny andro itenenana na ny andro tenenina: Tsy misy mahalala ny ampitso. / Narary izy ny ampitson' ny nandehanany
Ny ho avy: Ny ampitso no hanamarina izany
Indraindray ampiasaina ho mpamaritra matoanteny mitovy amin' ny rahampitso: Ampitso izy no handeha,
Explanations in English  4  [1.2] to-morrow. Same as rahampitso.
5  [1.7] tomorrow, the morrow
Explanations in French  6  [1.8] demain, le lendemain
Examples  7  ka marary nony mody ny ampitso [2.245]
8  Nony ampitso Zoma, dia niangona indray [2.59]
9  Ny ampitso ihany dia nanoratra i Fatakamana [2.499]
10  Saingy izay nianarana anio toa hadino nony ampitso [2.356]
Morphology 
11  Simple :
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word ampitso

Anagrams  17  ampitso, atsimpo, mpisota

Updated on 2025/02/05