Entry | 1 rahampitso |
Elementary words | 2 raha, ampitso |
Part of speech | 3 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ny andro manaraka ny anio: Talata anio, alarobia rahampitso ~ Handeha ho any Toamasina izy rahampitso |
Explanations in English |
5 [1.2] tomorrow; lit. when tomorrow. See amPItso 6 [1.7] tomorrow |
Explanations in French |
7 [1.3, 1.8] demain |
Examples |
8 Miverena eto ialahy rahampitso tahaka izao? [2.471] 9 Raha rahampitso dia homeko olona ianareo roa lahy handeha, hoy izy. [2.472] |
Vocabulary |
10 Time |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word rahampitso |
Anagrams | 12 hisompatra, rahampitso |
Updated on 2023/11/27 |