Entry | 1 ampitso |
Part of speech | 2 noun or adverb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny andro manaraka ny andro itenenana na ny andro tenenina: Tsy misy mahalala ny ampitso. / Narary izy ny ampitson' ny nandehanany Ny ho avy: Ny ampitso no hanamarina izany Indraindray ampiasaina ho mpamaritra matoanteny mitovy amin' ny rahampitso: Ampitso izy no handeha, |
Explanations in English |
4 [1.2] to-morrow. Same as rahampitso. 5 [1.7] tomorrow, the morrow |
Explanations in French |
6 [1.8] demain, le lendemain |
Examples |
7 [2.245] ka marary nony mody ny ampitso 8 [2.59] Nony ampitso Zoma, dia niangona indray 9 [2.499] Ny ampitso ihany dia nanoratra i Fatakamana 10 [2.356] Saingy izay nianarana anio toa hadino nony ampitso |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word ampitso |
Anagrams | 17 ampitso, atsimpo, mpisota |
Updated on 2025/02/05 |
![]() |