|
|
|
|

Entry (1/2)1  afara
Root  2  fara
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.78, 1.1] aoriana
5  [1.78] [Bara, Tandroy] manaraka
6  [1.78] [Tandroy] ho avy: Afara ao ty zoke-o fa mboe mandiñe vola / Toboha afara ao avao rehe
Explanations in French  7  [1.5]
Examples  8  Ianao mandehana avy ao afara [1.1]
9  Nandre feo avy ao afarany ilay olona ka nitodika. [2.4]
10  fa alaovy be ny maso miherika ny aloha miherika ny afara [2.48]
11  fa injao henoko feom-panitso voadona sy voakapokapoka, ary feon' omby maromaro mimà ao afarako ao. [2.4]
Morphology 
12  Simple :
Synonyms  13  añafara
Compound words 

Entry (2/2)18  afara
Part of speech  19  preposition [Full list]
Explanations in Malagasy  20  [1.78] [Taimoro] rehefa avy eo
Synonyms  21  afarana

Anagrams  22 

Updated on 2025/01/21