Entry | 1 afa-tsy |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] ivelan' ny, ankoatra ny: Tonga daholo ny mpianatra rehetra afa-tsy i Jaona kely |
Explanations in English |
4 [1.2] except |
Explanations in French |
5 [1.4.fr#764] sinon: Milaza inona moa hianao, afa-tsy teny faniratsirana? (Que dites-vous, sinon une injure?) 6 [1.5] excepté, si ce n'est 7 [1.66.fr#868] sinon |
Elementary words | 8 afaka, tsy |
Compound words |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word afa-tsy |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |