Entry | 1 ahatsapana |
Part of speech | 2 relative verb |
Examples |
3 [2.470] ka ahatsapan' i Lidy ny tenany ho latsa-danja loatra. 4 [2.471] Nanomboka teo koa no nahatsapako ny fahamarinan' izao toe-javatra izao 5 [2.472] Fa ny nataon' ny lehiben' ny kantao sy ny tohin' izany nony avy eo, no ahatsapana kokoa ny tena marina, satria nahakasika ny vahoaka izany. |
Root | 6 tsapa |
Morphology |
|
Anagrams | 10 ahatsapana, anatsapaha |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |