Entry | 1 akohokely |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Zanak' akoho mbola kely |
Explanations in English |
4 [1.2] A chicken. |
Examples |
5 [2.298#] Nikiakiaka ilay akohokely niantso ny reniny. 6 [2.332#] Diso lalàna ny akohokely anankiray indray andro. |
Vocabulary |
7 Zoology: birds 8 Economy: breeding, farming |
Elementary words | 9 akoho, kely |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word akohokely |
Updated on 2024/12/08 |
![]() |