|
|
|
|

Entry1  alofana
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Omena fiarovana amin' ny hainandro: Alofana ny zanakazo mba tsy ho fatin' ny herin' ny andro
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] to be sheltered; to be overshadowed
Explanations in French  5  [1.8] qu'on abrite, qu'on met à l'ombre
Examples  6  [2.117#] Kafe alofana albiziĆ  ny eny afovoany.
Root  7  aloka
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12  ala fano, alofana, analofa

Updated on 2025/01/21