|
|
|
|

Entry1  ambana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fihetsehana mody mamely na manao zavatra, nefa tsy mahakasika na tsy manao akory, fodiana mamely amin' ny fihetsehana fotsiny: Ambana tehina fotsiny dia nampandositra ilay alika
Tahotra sy tebiteby ateraky ny loza mananontanona na ny tsy fahalalana ny vokatry ny zavatra iray natao: Ny ambany no tsy tanty fa rehefa mby an-koditra zaka ihany
Explanations in English  4  [1.2] menacing gestures with the hand or arm.
Explanations in French  5  [1.3#26] Menace en gestes ; ce qu’on appréhende: Ny ambany no tsy zaka, fa raha mby an-koditra mora foana (Le malheur qu’on appréhende parait intolérable, mais on le supporte facilement quand il est arrivé)
Examples  6  Ny ambana ihany no mafy. [2.4#50]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :

Anagrams  12 

Updated on 2025/01/21