Entry | 1 ambanana |
Root | 2 ambana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Anaovana fihetsehana mody mamely: Nambanako ny tehina ilay alika dia nandositra [1.1] |
Explanations in English |
5 to be pretended to be struck at [1.2] |
Explanations in French |
6 qu’on menace: Nambanana tamin’ ny tehina izy, ka nihataka tery (Il a été menacé avec le bâton et s’est écarté aussitôt) [1.3#26] |
Examples |
7 Manaraka izany dia misy zaza efa voadidy foitra asaina mipetraka eo ambony tary ka mody ambanana ilay antsy. [2.436] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word ambanana |
Anagrams | 13 ambanana, mañabaña |
Updated on 2023/01/20 |