|
|
|
|

Entry1  ambanana
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Anaovana fihetsehana mody mamely: Nambanako ny tehina ilay alika dia nandositra
Explanations in English  4  [1.2] to be pretended to be struck at
Explanations in French  5  [1.3#26] qu’on menace: Nambanana tamin’ ny tehina izy, ka nihataka tery (Il a été menacé avec le bâton et s’est écarté aussitôt)
Examples  6  [2.436] Manaraka izany dia misy zaza efa voadidy foitra asaina mipetraka eo ambony tary ka mody ambanana ilay antsy.
Root  7  ambana
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word ambanana

Anagrams  13  ambanana, anambana, mañabaña

Updated on 2025/01/21