Entry (1/2) | 1 manambana |
Root | 2 ambana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Tambahoaka]
[mañambaña] manambana 5 [1.1] Manao fihetsehana mody mamely, mandrahona, mampatahotra: Manambana tehamaina Efa mila ho rovitra: Efa manambana ho rovitra na manambana (fotsiny) itý lambanao itý |
Explanations in English |
6 [1.2] to pretend to strike, to pretend to throw or aim at something. |
Explanations in French |
7 [1.3] menacer, frapper, atteindre |
Examples |
8 Ireo no fanamby mivaivay mipetraka ankehitriny ary koa manambana ny fitambaran’ny rafitra manontolo. [4.27] 9 fa ny loza manambana ahy ity, toa voatsapan'ny tanako sahady. [2.996] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 14 manambàna |
Root | 15 ambana |
Part of speech | 16 imperative of active verb manambana [Full list] |
Anagrams | 17 |
Updated on 2025/01/21 |