|
|
|
|

Entry1  amboamboa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza fitomboan' ny vatana izay mihadongadonga na botrabotra, indrindra fa eo amin' ny zazakely
Enti-milaza ankizy kely dongadonga, botrabotra, ka tsy mahalala izany hoe tsy mitafy akory
Explanations in French  4  [1.3#27] [duplicatif fréquentatif] Petits enfants dodus, ou qui ignorent la modestie
Examples  5  [2.606#] Tsy azo dokafana ho mahafinaritra koa ny zazakely, sahala amin'ny fanaon'ny Malagasy maro ihany, fa haratsiana hoe "amboamboa kely" mba hirariana azy ho velona soa aman-tsara ary tsy halain' ny fanahy ratsy.
Root  6  amboa
Analogs  7  alikalika
Compound words 
Phytonyms 

Updated on 2024/12/25