Entry | 1 amehezana |
Part of speech | 2 relative verb |
Explanations in English |
3 [1.2] |
Examples |
4 [2.245#] raha maka kitay dia ilay vahivahy na tady amehezana ny kitay, iny no kofehy fanambarana ny kitay ho entana tokana azo entanina amim-pilaminana. 5 [4.27#] Izao no azo amehezana izay voalaza rehetra izay : ny mpikambana ao amin' ny Antenimieran' ny Tetezamita dia tsy mizaka ny « zon' ny solombavambahoaka tsy ho voatohintohina. |
Root | 6 fehy |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word amehezana |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |