Entry | 1 amoizana |
Part of speech | 2 relative verb |
Examples |
3 [2.928] Moa tsy hianao no namoizako ny tena fototro rehetra Fanjakana! 4 [2.285] Raha fitaka nampianarin' olona io, nahoana no dia sahin' ny mpivavaka amoizana ny ainy? 5 [2.313#] Dia izany tokoa mantsy no hita eto amin' ny fiainana: vidina lafo matetika ny ala tahaky ny lanitra izay anefa amoizana ny lanitra. 6 [2.69] Maty aho, ray vahoaka, fa nilazan' olona ny kobaka am-bava, ny vojana an-tenda, ka ny vavany nalefaka androtr' izay no namoizako ny ahy tsy foiko; |
Root | 7 foy |
Morphology |
|
Anagrams | 12 amoazany, amoizana, azo maina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |