Entry | 1 am-pofoana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Eo ambony fe sy ranjo miforitra: Eo ampofoana no efa manomboka ny fanabeazana ny ankizy |
Explanations in English |
4 [1.2] in the lap 5 [1.7] on the bosom |
Explanations in French |
6 [1.8] dans le giron |
Examples |
7 [2.59#] Dia nentina, ka nony teny an-dàlana, dia saiky lasa tao ampofoana ny zaza : Fahoriana rè izany! 8 [1.381#] Ny fanisana ny volana Malagasy dia 29 andro amin' ny volana rehetra ampofoana na baben'ny reni-vintana dia tsinana izy amin'ny faha-30 andro. |
Elementary words | 9 fofoana |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word am-pofoana |
Anagrams | 11 am-pofoana, foampoana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |