|
|
|
|

Entry1  am-pofoana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Eo ambony fe sy ranjo miforitra: Eo ampofoana no efa manomboka ny fanabeazana ny ankizy
Explanations in English  4  [1.2] in the lap
5  [1.7] on the bosom
Explanations in French  6  [1.8] dans le giron
Examples  7  [2.59#] Dia nentina, ka nony teny an-dàlana, dia saiky lasa tao ampofoana ny zaza : Fahoriana rè izany!
8  [1.381#] Ny fanisana ny volana Malagasy dia 29 andro amin' ny volana rehetra ampofoana na baben'ny reni-vintana dia tsinana izy amin'ny faha-30 andro.
Elementary words  9  fofoana
Proverbs  10  Proverbs containing the word am-pofoana

Anagrams  11  am-pofoana, foampoana

Updated on 2025/01/21