|
|
|
|

Entry (1/2)1  ampondra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Betsileo] bibidia fahiny mpiraotra eny amin'ny fondra
4  [1.1] Biby mitovitovy amin' ny soavaly fa kely, izay atao koa hoe boriky
Explanations in English  5  [1.2] a mule. [Swa. punda, an ass.]
6  [1.7] a donkey
Explanations in French  7  [1.54] ane
8  [1.8] âne, bourrique
9  [1.405] [Sakalava-Mayotte] âne
Examples  10  Omby na soavaly na ampondra no nampitarihina ny angady. [2.117#120]
11  Niombon-kaza, hono, ny liona sy ny ampondra ary ny saka. [2.293#]
12  Ary hoy ny ampondra : «Ny nanjo ilay saká omaly no nahahendry ahy. [2.857#]
13  nasolony ny hoe ampondra, ka raha tsy efa novazivazin' ny kilonga izy nataony hoe Radonkay tsy nijanona. [2.285#]
Vocabulary  14  Zoology: mammals
Zoonyms 
Titles  16  Ilay ampondra (Andriamalala Emilson Daniel)
Article  17  Randzavola: ampondra ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)18  ampondra
Part of speech  19  noun
Explanations in Malagasy  20  [1.78] [Tanosy] vilia
Phytonyms 

Anagrams  22 

Updated on 2025/01/21