|
|
|
|

Entry1  ampy misoratra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza ireo zaza antonona hodidiam-poitra (ny toy ireny fahizay dia nolazaina fa efa azo soratana amin' ny antokon' ny zaza hatao)
Elementary words  4  ampy, misoratra

Updated on 2024/12/07