Entry | 1 andeha |
Root | 2 leha |
Part of speech | 3 imperative of active verb mandeha |
Explanations in Malagasy |
4 mampanao asa olona, mitovy amin' ny hoe "mandehana": Andeha milalao amin' izay ianareo, rankizy 5 Mitaona olona hiara-hanao asa iray amin' ny tena izay miteny: Andeha hilalao amin' izay isika, rankizy (tsara homarihina, araka ireo ohatra roa ireo, fa amin' ilay hevitra voalohany (fandidiana), dia atao milaza ny ankehitriny ny matoanteny manaraka ny "andeha na ndeha", fa amin' ilay faharoa kosa (fitaomana), atao milaza ny ho avy) [1.1] 6 Teny enti-mandidy, (eo alohan' ny milaza ny ankehitriny): Andeha mianatra ianareo fa ampy izay enim-bolana tsy nianarana izay 7 Enti-mitaona (eo alohan' ny milaza ny ho avy): Andeha hianatra isika fa miandry antsika ny tanindrazana [1.1] |
Explanations in English |
8 [An irregular Imperative of mandeha, to go.] Let us go, let us be off. It is often followed by another verb, as andeha mody, Go home. See leha [1.2] |
Explanations in French |
9 [impératif irrégulier] allons, allez, va [1.3#397] |
Examples |
10 andeha mandeha (Allez-vous-en) [1.3#397] 11 andeha handeha (Allons-nous-en) [1.3#397] 12 andeha velomy, ilay ity! [2.298#129] 13 andeha fa ho hitan' ialahy. [2.643#61] 14 loza ialahy izany raha andeha. [2.69#185] 15 andeha hiverina fa diso lalana isika. [2.895#53] |
Other spellings | 16 ndeha |
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word andeha |
Tables and plates |
20 All the active imperatives |
Anagrams | 21 andeha, dehana |
Updated on 2021/10/05 |