Entry | 1 andininy |
Root | 2 dinika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fitsinjarazarana ny teny ao amin' ny toko iray ka misy isa filaharany mba hahamora ny fitadiavana sy fitadidiana azy: Jereo Lioka, toko 1, andininy faha-52 5 Fizarazaran' ny tononkalo na tononkira iray, izay samy misy andalana maromaro mitovy isa: Misy andininy folo ny Midona moramora nataon' Ny Avana [1.1] |
Explanations in English |
6 a verse. See dinika [1.2] 7 a verse or stanza; details [1.7] |
Explanations in French |
8 verset ; détails [1.8] |
Anagrams | 9 andininy, nadininy, nanidiny, nidinany |
Updated on 2022/05/01 |