Entry (1/2) | 1 andrao |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 Sao, sangoa, mba tsy: Ovao ny akanjonao andrao fantany ianao [1.1] |
Explanations in English |
4 see fandrao [1.7] 5 lest, peradventure, fear lest. Same as fandrao [1.2] |
Explanations in French |
6 voir fandrao [1.8] 7 de peur que [1.12] |
Examples |
8 Ka izany no anontaniako, fa andrao misy vaovao hoy izy. [2.366#] 9 Ka aza atosi-bohon-tanana izahay, fa andrao menatra manan-kavana ihany. [2.245#] |
Analogs | 10 fandrao, mba, ndrao, sangoa |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 12 andrao |
Root | 13 andra |
Part of speech | 14 imperative of passive verb andraina [Full list] |
Anagrams | 15 adaron, andora, andrao, androa, aondra, aradon, arodan, darona, dorana, dranao, nadaro, narado, naroda, radona, rodana |
Updated on 2022/05/02 |