Entry (1/3) | 1 mba |
Part of speech | 2 conjunction [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1#650] Teny mpampitohy fehezankevitra ka milaza antony hanaovan-javatra: Tonga izahay mba hijery sy hamantatra (arahin' ny "milaza ny ho avy" mandrakariva ity mba ity) |
Explanations in English |
4 [1.2#436, 1.7] in order that 5 [1.2#436] too, as well as; that 6 [1.7] in order to (followed by the future tense) |
Explanations in French |
7 [1.3#439] Particule exprimant le respect, la surprise, l’optatif; afin que 8 [1.12] afin que, pour que: Mitenena mafy mba ho henon'ny olona rehetra ny feonao (Parlez fort pour que tout le monde vous entende) 9 [1.66.fr#740] Pour: Tsy maintsy mihinana mba ho velona (Il faut manger pour vivre) 10 [1.8] afin de, afin que (suivi du futur) |
Analogs | 11 ndrao, sangoa, sao |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 19 mba |
Part of speech | 20 imperative of noun omba [Full list] |
Explanations in Malagasy |
21 [1.1#650] Kianteny enti-manisika hevitra. Fanajana, fiangaviana raha toa ka mampiasa matoanteny amin' ny fomba mandidy; entina manalefaka kokoa izay lazaina ny "mba" fa tsy mandidy: Mba omeo kely amin' iny aho. / Mba mianara fa aza varian-daolao Fanesoana: Izany hono ka mba hendry Filazana sahala amin' ny "koa", izay ampiasaina miaraka aminy rahateo: Mba handeha koa aho raha mandeha ianao |
Explanations in English |
22 [1.2#436] a softening particle, meaning please 23 [1.7] used to make a request or statement more respectful; mba omeo taratasy kely aho (please, give me some paper) |
Explanations in French |
24 [1.3#439] impératif de omba : Mba hendry hianao (Soyez sage vous aussi [comme les autres]) ~ Mba tonga hianareo (Venez, arrivez vous aussi) 25 [1.8] qui adoucit une commande; mba omeo taratasy kely aho (veuillez me donner du papier) |
Entry (3/3) | 26 mba |
Part of speech | 27 particule [Full list] |
Explanations in Malagasy |
28 [1.1#650] Kianteny kely ampiasaina mba hampirisika na hanainga olona ho toy izao sy toy izao: Mbà hendry anaka. Mbà olom-banona (marihina fa tsy fampiasa miaraka amin' ny matoanteny amin' ny fomba mandidy itỳ mbà itỳ: Mbà mianatra tsara fa tsy mba mianara tsara; Ny "mba" manalefaka ny fomba mandidy no azo ampiarahina amin' ny fomba mandidy: Mba mianara fa aza varian-daolao) |
Titles |
Updated on 2025/02/01 |