Entry | 1 fandrao |
Part of speech | 2 conjunction [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny entina milaza fanahiana na tahotra Sao dia, andrao, angoa: Matahotra aho fandrao miresaka amin' i dada ny mpampianatra anay |
Explanations in English |
4 [1.2] [fa and andrao.] Lest, for fear that. |
Explanations in French |
5 [1.12] de peur que. Niova akanjo izy fandrao fantatry ny olona: il a changé d'habit de peur d'être reconnu par les gens |
Analogs | 6 andrao, fandroa, mba, ndrao, sangoa |
Anagrams | 7 |
Updated on 2025/01/21 |