|
|
|
|

Entry1  androngo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Biby mandady misy tongony efatra, mivelona eny an-tsaha, fa indrindra eny amin' ny tamboho sy ny rindrin' ny trano ray a, anaty hazo,... (halavany: eo amin' ny 20 sm)
Explanations in English  4  [1.2] a species of lizard.
5  [1.7] a lizard
Explanations in French  6  [1.54] lézard gris
7  [1.8] lézard
Examples  8  ity olona mitentim-pitatra, mihoditr' androngo, ka tofoka aho. [2.69]
Vocabulary  9  Zoology: reptiles, amphibians
Derivatives 
10  Adjectives :
Analogs  11  antsiantsy, matahotrandro, sitry
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs  15  Proverbs containing the word androngo
Illustrations 
16 

Updated on 2025/01/21