Entry | 1 antsiantsy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazan' androngo madinika kely, fahita eny amin' ny ahitra na eny amin' ny tamboho efa ray [1.1] |
Explanations in English |
4 a small lizard. See antsantsa. [1.2] |
Explanations in French |
5 petit lézard vert [1.54] |
Examples |
6 Mandehana ise, hoy ny antsiantsy nilela-molotra. [2.5#] 7 Ary fampiadin' ny ankizilahy madinika koa ny lavanify, ny lavatanans ny amboabe, ny kiborilahy, ny taindambo, ny antsiantsy sy ny famakilohs ary vitsika vaventy. [1.437#] |
Vocabulary |
8 Zoology: reptiles, amphibians |
Synonyms | 9 antsantsa |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word antsiantsy |
Article |
11 Randzavola: antsiantsy ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 12 antsiantsy, natsatsiny, sintasinta |
Updated on 2022/07/18 |