|
|
|
|

Entry (1/3)1  antsantsa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Trondron-dranomasina lava vatana sady matanjaka no masiaka -- indrindra ireo karazany antonontonony -- ka atahoran' ny olona izaitsizy, fa ireo lehibe kosa, izay mety mahatratra hatramin' ny 15 m. ny halavany, dia maro mpihaza fa mora be [1.1]
Explanations in English  4  a shark. See akio [1.2]
5  a shark [1.7]
Explanations in French  6  requin [1.8]
Examples  7  iaraha-mahalala fa ny mamba dia mankahala fatratra ny ranomasina fonenan' ny antsantsa fahavalony. [2.5]
Vocabulary  8  Zoology: fishes
Synonyms  9  akio
Compound words 
Zoonyms 
Proverbs  12  Proverbs containing the word antsantsa

Entry (2/3)13  antsantsa
Part of speech  14  noun
Explanations in English  15  Name of a small lizard, called in Imerina antsiantsy. [1.2]
Vocabulary  16  Zoology: reptiles, amphibians
Synonyms  17  antsiantsy

Entry (3/3)18  antsantsa
Part of speech  19  noun
Explanations in English  20  In the provinces it is the name given to highway robbers. See jiolahy [1.2]
Vocabulary  21  Law
Synonyms  22  jiolahy

Anagrams  23  antsantsa, tsantsana

Updated on 2023/08/16