|
|
|
|

Entry1  angambaina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy lazaina hentitra hoe marina fa atao hoe angamba: Noangambainy ihany ny filaza io vaovao io fa tsy dia nolazainy hoe "marina" akory
Root  4  angamba
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Updated on 2024/12/11