|
|
|
|

Entry (1/2)1  angely
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Bibikely tokony 3 sm ny halavan' ny vatany, mikiririoka mankarenin-tsofina amin' ny alina. Misy mivelona ao an-trano ny angely, izay atao hoe angelinkary, ary misy mivelona eny an-tsaha. Ny angelivavy dia atao hoe kabatita na kabanty; ny feon' ny angely andavanandro dia atao hoe fikiririoka fa fivolana kosa rehefa hiady izy. Rehefa miady iny ny angely ka misy iray ho resy, dia mamoaka feo hafahafa izay ilay io, ka izany no atao hoe mamela volana. Bibikely fatra-piady ny angely ka ny mampirisika azy ireny hiady no atao hoe mikitra angely
Explanations in English  4  [1.2] the name of a species of cricket. Also called antsoindahy. The children are much given to catching these insects and making them fight.
5  [1.7] a cricket
Explanations in French  6  [1.8] grillon
Vocabulary  7  Zoology: invertebrates
Synonyms  8  antsiona
Compound words 
Zoonyms 
Proverbs  13  Proverbs containing the word angely

Entry (2/2)14  angely
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  [1.1] Olona ratsy fitondran-tena, izay atao hoe angelin' olona
Explanations in French  17  [1.3] libertin, débauché
Derivatives 
18  Adjectives :
Analogs  19  angelingely, akanga, angatra, karandahy, mpiliba, mpanaram-po

Anagrams  20 

Updated on 2025/01/21