Entry | angolaina (angola) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Arahina ny haitraitrany: Haditra io zanakao io fa efa dia angolainao loatra Enti-milaza hira izay vole-na haingonkaingony miolana kely rehefa mihira azy: Angolainy ny hirany ka ao ny mihomehy, ao ny hontsahontsa [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To have one's caprices satisfied [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Dont on satisfait les caprices [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word angolaina | ||||||||
Entry | angolaina (angola) | ||||||||
Part of speech | adjective | ||||||||
Explanations in English | The state of the shins when scorched by sitting too near the fire. Probably from Angola. [1.2] | ||||||||
Anagrams | angolaina, iangolana, laingoana |
Updated on 2020/07/31 |